Actualités

Franck Ramaroson Andraikitro ny miaro ny mpanao gazetiko


  • Zoma 13 Janoary 2012

Anjarako ary raisiko ho andraikitra tanteraka ny miaro ny mpanao gazety eo ambany fiadidiako, hoy i Franck Ramaroson, talen’ny famoahana ao amin’ny gazety Le Courrier.

 Ny lalàna mihitsy no mametra, hoy izy, fa raha misy fitoriana ny mpanao gazety noho ny lahatsoratra navoakany dia izahay talen’ny famoahana no miatrika ny famotorana eny amin’ny tomponandraiki-panjakana nampiantso ary miatrika ny raharaha raha tonga eny amin’ny fitsarana izany. Zonay ny tsy manambara amin’ny mpanao famotorana ny loharano nahitanay ny vaovao, hoy izy, ary mbola zonay koa ny tsy mampahafantatra ny mpanontany ny mpanao gazety nanoratra ilay lahatsoratra. Fanaovana zinona ny asanay ny faneriterena sy fandrahonana samihafa miseho, araka izany, hoy izy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT