Actualités

Fitakiana eny Ankatso Hampitovy tadin-dokanga ny SECES sy ny mpianatra


  • Alakamisy 02 Febroary 2012


 Ho fanohizana ny fanazavana ny votoatin’ny tolon’ny SECES mba tsy haha tompon-trano mihono ny Mpianatra rehetra dia hanazava ny fizotry ny tolona nataony nanomboka tamin’ny 2009 ka hatramin’izao ny SECES ny zoma 3 febroary 2012 amin’ny 10 ora maraina, ao amin’ny Cathédrale DEGS Ankatso. Amin’ny mpanara-baovao dia hampitovy tadin-dokanga ny mpampianatra sy ny mpianatra amin’io, hifanome tanana hanamafisana ny fitakiana.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT