Fiandohan’ny oram-pahavaratra

> Mampiteny ny moana ny lalana any Beparasy


  • Talata 26 Novambra 2013


Vao miandoha ny fahavaratra dia efa hita ho mandrevo sahady ny fotaka amin’ny lalana samihafa eto amintsika ka malama mampibolisatra fiara izaitsizy. Iray amin’ireny ny zava-misy hita amin’ny lalana mankany Vodiriana hatrany Beparasy ao amin’ny Distrikan’i Moramanga. Mampanahy, hoy ny maro mampiasa izany lalana izany, ny amin’ny mety hahitana mpanao fampielezan-kevitra ho tonga aty amin’ny lalana lavitra Andriana aty satria tsy maintsy ho kivy antenantenan-dalana izy ireo raha handeha fiara. Ho sarotra, mitovy amin’izany koa ny hitaterana ny voka-pifidianana any amin’ny renivohitry ny Distrika izay tsy maintsy andehanan-tongotra. Izay ilay miatrika lanonam-pahavaratra efa mahazatra anaty tsy azo hanoharana ê !

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT