Fanoherana voka-pifidianana

> Miha-miparitaka manerana ny Nosy


  • Alatsinainy 30 Desambra 2013


Miha-miparitaka any amin’ny faritra ny hetsika fanoherana ny voka-pifidianana filoham-pirenena sy solombavam-bahoaka farany teo. Kandida manodidina ny 20 ohatra no nangataka ny fanafoanana ny fifidianana tao Tolagnaro. Vata fandatsaham-bato miisa 11feno bileta tsy misy laharana efa feno marika no tratra tany Marovoay. Mihetsika ireo kandida solombavam-bahoaka miisa 19 ao Morondava manohitra ireo hosoka nataon’ny kandidam-panjakana. Kandida depiote 12 no mangataka ny fandatsaham-bato ao Morombe raha mivondrona ireo kandida depiote ao Toliara manaporofo ny fisian’ireo bileta misy mariky ny kandida iray miaraka min’ny fifidianam-bato.

 

Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT