Fanapoizinana vokatry ny fihinanana atsantsa

> Tafakatra 12 ireo namoy ny ainy tany Fenoarivo Atsinanana


  • Sabotsy 23 Novambra 2013

Tafakatra 12 ireo maty tao Mahasoa, Fokontany nitrangan’ilay fanapoizinana ara-tsakafo vokatry ny fihinanana atsantsa, araka ny fanazavan’ny filoham-pokontany Rtoa Rosette Sola.

I Francesca, tovovavy 18 taona, mpianatry ny CEG any an-toerana, no nodimandry farany ny alarobia teo. Mbola misy 10 tsaboina ao Fenoarivo Atsinanana izay tena mbola ao anatin’ny olana ara-tsaina sy ara-batana. Ho fanampiana dia tsy nanadino azy ireo ny mpanao gazety sy ireo zanak’i Fenoarivo mila ravinahitra ao Toamasina I, ka nanatitra fanampiana ara-panafody izay nankinina amin’ireo mpitsabo ao Fenoarivo Atsinanana ny fitantanana azy amin’ireo marary. Nisy koa ny fanampiana ara-tsakafo ireo efa nody noho olana ara-batana izay tsy mbola hahafahan’izy ireo miasa andavanandro amin’ny fivelomany, ary mbola nanampy ara-bola amin’ny fitsaboana ihany ho an’ireo mbola marary.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT