Famonoana an’ny Dr Laivao Michel

> Mihemotra ny 12 desambra ny fitsarana noho ny fandaminana


  • Talata 19 Novambra 2013


Feno hipoka ny efitrano faharoan’ny Fitsarana ambony omaly maraina nandritra ny fanombohan’ny fitsarana ady heloka be vava. Ny antony dia voalahatra hotsaraina io omaly io ny raharaha “Dr Laivao Michel Victori”, izay hanenjehana olona 14 sy vavolombelona 11 hitadiavana ny marina manodidina ny namonoana azy. Raha samy niandry anefa ny rehetra, dia nanapa-kevitra ny filoha nitarika ny fitsarana araka ny faneken’ny fampanoavana ambony, fa hahemotra ny 12 desambra ny fitsarana. Ny marina no tadiavina, ny rariny no katsahina, ka tsy maintsy jerena avokoa ny pitsopitson-javatra rehetra. Raha tsiahivina dia ny 06 aprily 2011 no nisy naka an-keriny niaraka tamin’ny zanany vavy tao Valpinson ny Dr Laivao, ary hita maty nifatotra tao Ampilaolava Ambalamanasy ny 07 aprily 2011.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT