Fahaverezam-bala tao amin’ny BANI

> Notanana vonjimaika eny Antanimora ireo voarohirohy


  • Alarobia 29 Janoary 2014


Natolotra ny fampanoavana ao amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antananarivo ireo sivily sy miaramila voarohirohy tamin’ilay raharaha nahaverezana bala miisa 5 000 tao amin’ny BANI Ivato. Ny 17 janoary 2014 taorian’ny fanamarinana natao no tsikaritra io fahabangana io. 5 no tena tompon’andraikitra ao amin’ity toerana fitobian’ny fitaovam-piadiana saingy tafakatra 22 ireo voampanga, misy sivily telo. Fitanana am-ponja vonjimaika ireo voarohirohy no didy savarananonando nivoaka ka eny Antanimora izy ireo no miandry ny fotoam-pitsarana.

Nangonin’i JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT