Exopoles

> Namondrona hery indray


  • Zoma 29 Novambra 2013


Leo ny fitapitaka sy fandrobana atao amin’ny fananany ny vahoaka eny amin’ny tanàna Marovahoka sy Andavabato eto Antananarivo Renivohitra ka mampiseho firaisankina indray ireo fikambanana miisa 15 mivondrona ao anatin’ny Exopoles izay mahafantatra izay tena nifanohana taminy tao anatin’izay efa-taona niainana anaty krizy izay. Hamoaka ny heviny mikasika ny fanohanana kandidà hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny fihodinana faharoa tsy ho ela izy ireo araka ny nambaran’ny CST Rasambozafy Cyrille filohan’ny Exopoles omaly tetsy 67 ha atsimo. Ny hany azo ambara aloha hatreto, hoy ry zareo, dia miantso ny vahoaka hifidy izahay.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT