Dr Robinson Jean Louis

> Hentitra ny fiarovana azy


  • Alakamisy 19 Desambra 2013


Nohamafisina ny fiarovana ny kandida Dr Robinson Jean Louis. Hita taratra izany tato anatin’ny roa herinandro faran’ny fampielezan-kevitra. Efa nanana ireo mpiaro azy manokana ity kandidan’ny antoko Avana, tohanan’ny ankolafy Ravalomanana ity, saingy nanapa-kevitra ireo tompon’andraikitra ambony misahana ny filaminana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, miaramila ary ny polisim-pirenena fa homena miaramila 15 lahy, manao fanamiana sy mitam-basy, isanisany avy ireo kandida roalahy hiatrika ny fihodinana faharoa, hiantoka ny fiambenana azy ireo. Teny Antsonjombe omaly dia hita ho hentitra tokoa ireo mpiambina manokana ireo teo am-panatanterahana ny asany.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT