Dr Robinson Jean Louis

> Akaiky ny vahoaka hatrany


  • Talata 03 Desambra 2013


Mitohy hatrany ny fitetezam-paritry ny Dr Jean Louis Robinson, kandidà ho filoham-pirenena natolotry ny Antoko AVANA, tohanan’ny ankolafy Ravalomanana. Hafatra mandala ny firaisam-pirenena sy ny firaisankinan’ny mpiara-monina eto Madagasikara no hampitainy amin’ny vahoaka amin’ny toerana rehetra izay andalovany koa amin’ity talata 3 desambra ity dia i Talata Volonondry, Sabotsy Namehana, Ambohidratrimo, Analavory ary Mananasy (Soavinandriana Itasy) no toerana hotsidihiny. Miara-dalana hatrany amin’ny kandida laharana faha-33 amin’izao fampielezan-kevitra ataony izao moa Neny Lalao Ravalomanana sy ireo delegasiona mafonja avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT