CST Rahantasoa Lydia

> Tsy nitsahatra nitaky ny miralenta


  • Talata 26 Novambra 2013


Ny asa fampandrosoana, izay nampisongadina ny hasin’ny vehivavy teo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana noporofoiny efa hatramin’ny naha ben’ny tanànan’Alarobia Ambatomanga (2003) azy ary mbola notohizany hatreo amin’ny naha solombavambahoaka azy (2007) ary hatraty amin’ny maha CST azy, no manavanana an-dRamatoa Rahantasoa Lydia avy amin’ny ankolafy Ravalomanana araka ireo andraikitra efa noraisiny teto amin’ny firenena ireo. Vehivavy mahay mifandray amin’ny rehetra ary tso-piaina sy olon’ny fiangonana, matahotra an’Andriamanitra Rahantasoa Lydia ary tsy nitsahatra tamin’ny fitakiana ny miralenta rehefa mijoro amin’ny maha-filohan’ny fikambanam-behivavy maro azy. Toy ny tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany dia mbola vonona hanentana bebe kokoa ny vahoakan’ny Distrikan’i Manjakandriana iray manontolo ity CST kandidà ho solombavambahoaka ity amin’ny fanohanana ny Dr Robinson Jean Louis ho famerenana ny fampandrosoana indray ao anaty rafitra ara-dalàna an’i Madagasikara sy ho famerenana ihany koa ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT