Actualités

CENIT Hivory voalohany anio


  • Alakamisy 15 Martsa 2012

Hiatrika fivoriana ofisialy voalohany etsy Alarobia, misy ny foiben’ny CENI teo aloha, ireo mpikambana 22 voatendry handrafitra ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin’ny tetezamita na CENIT.

 Ny filohan’ny fitsarana tampony, tsiahivina ihany, no manao fanaikana ny fivoriana voalohany izao, taorian’ny fianianana teo anivon’ny fitsarana nataon’ireo mpikambana ny alatsinainy 12 martsa teo. Araka ny fantatra dia hiditra avy hatrany amin’ny fandinihana ny fitsipika anatiny sy ny fandrafetana ny tolotr’asam-panjakana hifidianana izay ho filohan’ny CENIT izy ireo mandritra ity fivoriana ity.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT