Actualités

Banky foiben’i Madagasikara Hanova fitantanana tsy ho ela


  • Alakamisy 23 Jona 2016

Mba hialana amin’ny fanapahan-kevitr’olon-tokana dia hanova fitantanana manomboka izao, araka ny vaovao marim-pototra voaray, ny banky foiben’i Madagasikara.

 

 Re fa hisy ny governora 2 vaovao ho tendreny hanampy ny iray mitantana ity rafitra ity ankehitriny. Hisy foana izany manomboka izao ny fanajana ny hevitry antsasa-manila amin’izay fanapahan-kevitra rehetra horaisin’ireo governora 3 miara-mitantana ireo. Ny fanendrena ny governoran’ny banky foiben’i Madagasikara moa dia andraikitry ny fahefana mpanatanteraka feno, ary tokony ho olona mahafehy tsara ny resaka politikan’ny fitantanana ara-bola sy ny resaka ara-toekarena no hitana izany toerana izany.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Voasambotra noho
  • Talata 03 Novambra 2026

ny afera Kolonely Patrick

  • Diplaomasia,
  • Talata 03 Novambra 2026

fambolena, VISA,...

  • TSARAHONENANA
  • Talata 03 Novambra 2026

BEFANDRIANA

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

Hijery ny tohiny
FTT