Atoa Rakotomalala Henri (Riribe)

> Feno herintaona omaly no nisamborana azy tao Toamasina


  • Zoma 15 Novambra 2013


Herintaona omaly ny 14 novambra no nisamborana an’Atoa Rakotomalala Henri na Riribe mpitarika ny hetsika “Tsy misy miala aketo niany” tao Toamasina, miaraka amin’Atoa Mandraina Félix sy ny naman’izy ireo niisa efatra. Nampidirina am-ponja tao Ambalatavoahangy i Riribe sy ny namany efatra, afaka kosa Atoa Mandraina Félix. Nafindra teny Antanimora i Riribe noho ny fahitan’ny tompon’andraikitry ny fonjaben’i Toamasina fa mikasa hitarika fikomiana tao am-ponja. Nafahana tsy nandalo fitsarana anefa ny tenany ny 15 aogositra 2013 teo. Milaza i Riribe fa “mitohy ny tolona sy ny fiarovany ny madinika ary ireo mpiasa tao Ambatovy tapitra fifanarahana nefa tsy nojerena ny mba tena hoavin’izy ireo mamiratra”.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT