Atoa Lercia

> Fampihavanana aloha vao fifidianana


  • Alakamisy 21 Novambra 2013

Vahaolana no tadiavina ivoahana amin’ny krizy misy eto amintsika, hoy Atoa Lercia mpandraharaha avy any Toliara II sady filohan’ny fikambanana AVO (Andao Vahana ny Olana).

Raha ny zava-misy no jerena, hoy izy, dia tokony hirosoana aloha ny fampihavanana, atao ny fifanarahana hananganana lalàmpanorenana vaovao izay vao tohizana amin’ny fifidianana ary ny fifidianana solombavambahaoka aloha no hatao vao ny fifidianana filoham-pirenena. Nefa raha ohatra ka tena aroso ihany ny fifidianana dia tokony hatao avy hatrany ao anatin’ny 3 na 4 andro mialoha ny fihodinana faharoa ny fampihavanana mba hananana firenena tsara tantana sy fiarahamonina tsara orina. Tsy tokony hapetraka amin’ny mpanao politika intsony ny raharaham-pirenena satria efa tsy nahavaha olana izy ireo. Tokony hijery am-pahasahiana ny Malagasy tsara sitrapo ka vonona hanarina ity firenena ity.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT