APRN

> Mitaona ny vahoaka ho etsy Ankorondrano


  • Zoma 08 Novambra 2013


Anio maraina no hifamotoana amin’ny vahoaka Malagasy eto an-drenivohitra etsy amin’ny tany malalaka etsy Ankorondrano ry zareo eo anivon’ny Association pour la Paix et la Réfondation de la Nation na APRN izay tarihan’Atoa Rakotoniaina Pety. Araka ny efa nampanantenain’izy ireo ny vahoaka dia ity anio ity no fotoana ahafahan’izy ireo mihaona sy miresaka amin’ny vahoaka rehefa minia tsy mihaino azy ireo ny mpitondra fanjakana. Ny vahoaka mantsy no tena andriamanjaka koa rariny raha averina amin’izy ireo ny fahefana fa tsy hanaovana sarinady tahaka izao misy ankehitriny izao. Lesoka tsindrian’ny APRN hatramin’izao ny tsy fahatomombanan’iny fifidianana izay nodradradradraina fa vahaolana ho amin’izao krizy izao iny saingy tsapa hatreto fa mbola hitarika olana hatrany.

Nofy R.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT