Actualités

Ankatso Nakaton’ny mpianatra ny vavahady


  • Zoma 13 Janoary 2012

Niakatra ny maripana teny Ankatso, omaly.

 Nakaton’ny mpianatra ny vavahady miditra ny oniversite. Mba nanehoan’izy ireo ny fitakiany ny hiverenan’ny fampinarana no antony. Ry zareo ao amin’ny fakiolten’ny siansa ireto nihetsika ireto. Mahatsiaro fatiantoka herintaona izy ireo, miohatra ny any amin’ireo departemanta hafa. Tsy mbola nanao fanadinana akory izy ireo, raha efa miatrika fihodinana faharoa ny ao amin’ny DEGS. Hentitra ireto andiana mpianatra ireto omaly satria misy mpandoto rano, ka dia nisy ny sivana nataon’izy ireo amin’izay miditra ny faritry ny sekolin’izy ireo.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT