Actualités

Andron’ny demokrasia Naneho ny asany ny parlemantera


  • Zoma 16 Septambra 2011

Omaly 15 septambra no nanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny demokrasia, ary anisan’ny nikarakara hetsika mikasika izany ry zareo parlemantera.

 Lohahevitra miendrika fanontaniana no voalazan’ny filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Lanto Rakotomavo, fa natolotry ny vondrona iraisam-pirenena hovelabelarin’ireo parlementera eto amintsika dia ny hoe: «inona no andrasan’ny olom-pirenena amin’ny parlemantany ?». Araka izany dia nisy ny fampirantiana sy fampisehoana sarimihetsika mikasika ny asan’ireo parlemantera eto amintsika. Nisy ihany koa famelabelaran-kevitra samihafa mikasika ny andraikitry ny andrim-panjakana sy ny olom-boafidy. Ireo rehetra ireo dia narahan’ny adihevitra nisokatra tamin’ny rehetra.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT