Actualités

Andavamamba Mody voadona dia mahazo vola


  • Alarobia 09 Novambra 2011

Lasa fitadiavam-bola ho an’ny olona maro amin’izao fotoana ny fanaovana fanahy iniana hianjera amina fiara mandeha na mody voadona mihitsy.

 . Tsy nisy hafa tamin’izay ny nitranga teny Andavamamba lalana nalehan’ny zotra-pitaterana 178 ny alatsinainy hariva teo. Raim-pianakaviana sahabo ho 40 taona no mody nanao mamomamo ka voadonan’ny fitaratra (retroviseur) ary mody nanao narary be. Nentin’ny tahotra ilay resevera nanoloana izany ka nanome vola avy hatrany mba hitondrana ilay rangahy tany amin’ny mpanotra. Raha vantany vao nahare izany anefa ilay Rangahy, araka ny vaovao voaray, dia tafatsangana ary poa toy izay ny nandraisany ilay vola dia lasa izy. Tokony hitandrina ihany isika mpamily manoloana izany.

 

Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT