Afera 16 miliara Ariary

> Nidoboka ny mpiasan’ny Prezidansa 2 sy BCCM 3


  • Alakamisy 05 Desambra 2013


Niakatra omaly teny anivon’ny mpitsara mpanao famotorana Anosy ireo olona voarohirohy tamin’ilay raharaha fikasana hamoaka vola 16 miliara Ariary tao amin’ny BCCM. Nidoboka any am-ponja ireo lehilahy 2 mpiasan’ny prezidansa eo anivon’ny FAT miampy mpiasan’ny BCCM 3 ka ny 1 am-perinasa fa ny 2 kosa efa voaroaka. Any Antanimora izy 5 ireo no miandry ny fotoam-pitsarana azy.

 

Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT