Nankalaza ny fetim-pirenena tao amin’ny tranon’ny Masoivohon’i Madagasikara, 2374 Massachusetts Avenue
, NW Washington, D.C. 20008 ireo Malagasy mila ravinahitra any Etazonia. Nanomboka tamin’ny fiaraha-mizara ny masaka izany ny sabotsy. Nitohy tamin’ny vavaka ny fankalazana ny fetim-pirenena ny tolakandron’ny alahady 26 jona, avy eo harendrina teo amin'ny washington Monument ny hariva.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.