• Talata 03 Desambra 2024
Pasteur Roger Randriamisata. « Aoka isika tsy hivarina amin’ny fifanaratsiana »

Tsy maintsy miteny ny tena, hoy ny fanehoan-kevitry ny pastera Roger Randriamisata satria

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2024
Tsaho sy politikan’ny kanosa. Haratsiana amin’ny kaonty fako i Tahina fa manelingelina…

Nihazakazaka ny fanenjehana samihafa ny kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo Tahina Razafinjoelina vao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2024
Ny mpikamban’ny HCJ fotsiny no miovaova. Dosie goavana amina miliara maro tsy voatsara

Lany ho Filohan'ny Vaomiera manokana misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo na ny HCJ

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2024
Front de libération nationale. «Mila fanahin’olona matotra sy azo itokisana ny fanaovana politika»

Mila fanahin’olona matotra, azo itokisana tsara ny fanaovana politika, hoy ny antoko politika FLN na Front de libération nationale.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2024
Ankaditoho, Tsimbazaza, Anosibe. Vonona amin’ny fanovana

Teny amin’ny boriboritany faha 4 dia Ankaditoho, Tsimbazaza, Anosibe androany alatsinainy 2 desambra 2024 ny kandida Tahina Razafinjoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2024
RAVOLARIMANANA JOA KIM. Mijoro hampitambatra ny mponina ao Alasora

Mijoro hampitambatra ny mponina ao Alasora, distrikan’Avaradrano Ravolarimanana Joa Kim.

Hamaky ny tohiny
FTT