• Zoma 06 Desambra 2024
Tahina Razafinjoelina. «Manàna finoana, mandehana mifidy, aza resin’ny fanakiviana »

Nahitsy ny kandida Tahina Razafinjoelina naneho omaly tamin’ny tafa mivantana tamin’ny haino aman-jery

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2024
Lalao politika tao anatin’ny 15 taona. Nanamafy ny fampisaraham-bazana ny malagasy

Hatramin’izao, 15 taona mahery aty aoriana, dia mbola misy malagasy miantso ny malagasy mitovy aminy hoe foza» ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2024
Fampiasana « ordonnance ». « Fangalaram-bato mora indrindra efa voaporofon’ny tantara »

Andro vitsy mialohan’ny fifidianana, mbola mametraka ahiahy goavana ny raharaha fanabontsinana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2024
Mpanasa lamba, mpanao rugby, kitra, boxe. « Mila miaro ny vato azon’i Tahina isika »

Manohana ary hampandany an’i Tahina Razafinjoelina amin’ny fifidinana ben’ny tanàna ho tanterahana ny 11 desambra 2024

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2024
KAOMININA ANKADIMANGA. Tsara toerana Razafinanja TIM, babony ny fon’ny vahoaka

Mbola ny Kandida laharana faha-2 Razafinanja Rabefandroana natolotry ny antoko Tiako I Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2024
KANDIDA BONI ALAKAMISY FENOARIVO. Mahaiza mifidy isika feno 18 taona

Nanafatra ireo mponina feno 18 taona rehetra ao anatin’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo ny Kandida laharana

Hamaky ny tohiny
FTT