• Alakamisy 09 Janoary 2025
Ilaina ny fihaonana hametrahana .fifampitondràna politika

«Ny fifanimbàna ara-politika no tsy tokony hisy!»

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Fanasohasoana fitondrana, fanesoana vahoaka. Nampitenenina ireo olom-boafidy sy antoko volomboasary

Raikitra ny fampitenenana na fiarovana ny fitondrana nataon’ireo olom-boafidy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Efa tsy mahomby mbola manangam-bovona. « Mandroso noho i Mali sy Soudan isika, tsy mila korontana »

Mitohy ny fiarovan-tena sy fanadiovan-tenan’ny Fitondrana Rajoelina eo anatrehan’ny tsy fahombiazana goavana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Lahatra Andriamahatsangy. «Ilaina izany izao ny fihavanana eo amin’ny mpanohitra»

Misy karazany maro ny fampihavanana ilaina eto amin’ny firenena, hoy ny mpanao politika, Lahatra Andriamahatsangy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Filankevitry ny governemanta alefa mivanta. Tsy dia fanao, lasa fifampihatsaram-belatsihy, manahy vary…

Naneho hevitra mikasika ny filankevitry ny Minisitra nalefa ampahibemaso omaly ny mpanao politika izay efa kandida

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2025
Mampitandrina ny antoko politika Maeva. «Aoka tsy ho sinema ity raharaha ity!»

Hita ho tena mangotraka ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ary tena mafana tokoa vao manomboka ny

Hamaky ny tohiny
FTT