• Alarobia 12 Febroary 2025
Politika voabaikon’ny tombotsoa ara-toekarena. Voageja sy takalon’aina tanteraka i Madagasikara

Mifamatotra hatrany ny toe-draharaha ara-politika sy ara-toekarena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2025
Mpitsikera Fanjakana mipetraka any an-dafy. Manahirahana mafy ny mpitondra sy ny mpanohana azy

Modia raha mafy fa tsy any no mitabataba!», «Ianareo eto no tiany ajabaka fa izy mialokaloka any.»,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2025
Front de libération national. «Mitady mpanohitra hanongana azy mihitsy izany ilay fitondràna!»

Efa nambaran’ny FLN na «Front de libération national» talohan’ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2025
Vahoaka noana sy miraviravy tanana. Vain’afo an-tampon-dohan’ny mpitondra

Mbola mihevitra aloha, hatreto ireo mpitondra fanjakana eto Madagasikara fa tena voafehiny ny zava-drehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2025
Antoko politika Maeva. «Izao fanagadragadrana izao ilay fitiavana lehibe indrindra?»

Efa nampitandrina sy niteny ny antoko politika Maeva na Madagasikara endrika vanona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2025
ANTSIRANANA sy VATOMANDRY. Ambony ny maripana politika, ho sahirana amin'io ny Fanjakana

Mampiakatra ny maripana, vanja milevina ho an’ny Fitondrana… Ankoatra ny any Vatomandry,

Hamaky ny tohiny
FTT