- Alatsinainy 02 Janoary 2023
Edito.Ny tonta no navadibadika
Ny tonta no navadibadika mba tsy hilazana hoe ny teo ihany no teo raha ny mikasika ny kabarin’ny filoham-pirenena malagasy namarana iny taona lasa iny no resahana.
Hamaky ny tohinyNy tonta no navadibadika mba tsy hilazana hoe ny teo ihany no teo raha ny mikasika ny kabarin’ny filoham-pirenena malagasy namarana iny taona lasa iny no resahana.
Hamaky ny tohinyLavitry ny manara-penitra hatramin’izao aloha izany ny fanatanterahana fampanantenana politika teto amin’ity firenena ity.
Hamaky ny tohinyIsika malagasy moa efa ela no voalaza fa tsy mahay mamaky teny sy manoratra ny atsasa-manila.
Hamaky ny tohinyRehefa mifanarana tahaka izao ny taona, ahafahana mandrefy sy manao tomban’ezaka amin’ny asa vita.
Hamaky ny tohinyAnaty fiatoana politika moa isika izao, raha ny mahazatra fivoin’ireo mpitondra fanjakana isan-taona.
Hamaky ny tohinyMitenena eo daholo izay te hiteny! Itaraino eo daholo izay tokony itarainana! Tsikerao eo daholo izay tokony ho tsikeraina fa ny fantatry ny mpitantana ity firenena ity izany izao dia fety indray aloha! Fety ny andro.
Hamaky ny tohiny