- Alatsinainy 03 Jolay 2023
Edito.Hitsimbadika ny rasa !
Mitombo hatrany ny tondro manamafy ny tsy fahamarinan-toeran’ny fitondrana ankehitriny. Mihamaro ny tondro maneho fa an-dalam-paharendrehana.
Hamaky ny tohinyMitombo hatrany ny tondro manamafy ny tsy fahamarinan-toeran’ny fitondrana ankehitriny. Mihamaro ny tondro maneho fa an-dalam-paharendrehana.
Hamaky ny tohinyMiha mihodina ny politika, fa tsy misy ny mandrakizay. Arakaraka ny zavatra nafafy ihany no hojinjaina, fa tsy misy ny fahagagana,
Hamaky ny tohinyTeren-ko masaka toy ny voalobo-jaza, hoy ny fomba fiteny izay, rehefa misy toe-draharaha hita miharihary sy tsapa fa tsy mandeha amin’izay
Hamaky ny tohinyNy fampandrosoana ny firenena dia ilaina atao anatin’ny firaisankiana, firaisan-tsaina sy firaisam-po, ary tsy hanaiky
Hamaky ny tohinyAsa mbola sahy hiteny ihany ve ireo minia mikipy milaza fa tsy misy krizy eto ary tena miasa ho an’ny tombotsoan’ny vahoaka Malagasy ny Fitondrana volomboasary?
Hamaky ny tohinyAsa raha tadidintsika ilay hira hoe «Mila vonjy ny gasy lahy, ny fahamarinana tsy misy hita fa tapitra nafenin-drizalahy. Mila vonjy ny gasy vavy, ny olo-marina nantenaina misy mitady hamono sy hamosavy.».
Hamaky ny tohiny