• Zoma 06 Aogositra 2021
Any Ivelany.FIARA ANY ETAZONIA HO ELETRIKA SY HYBRIDE NY 50% HATRAMIN’NY 2030

Mirona betsaka any amin’ny tontolon’ny Indostria maitso ny Filoha Amerikanina Joe Biden. Ho an’ny famokarana fiarakodia,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jolay 2021
Any Ivelany.GUINÉE EQUATORIALE SY FRANTSA MIFANDRAMATRA NOHO NY RESAKA FIANDRIANANA

Angidim-by iray an’ny tafika Frantsay nipetraka tao amin’ny tanànan’I Bata, tanàn-dehibe faharoa any Guinée ny alarobia teo. Tsy navelan’ny manam-pahefana hihetsika io, ary nosamborina ireo miaramila 6 tao anatiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2021
Any Ivelany.EURO 2020 TAFITA I DANEMARK, ITALIE, REPUBLIQUE TCHEQUE,…

Tafita amin’ny ¼-dàlana i Danemark nandresy 4-0 an’I Pays des Galles, Italie nandresy 2-1 an’I Autriche efa tany amin’ny fanalavam-potoana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2021
Any Ivelany.CATALOGNE -ESPAGNE NAVOTSOTRA IREO MPITAKY NY FAHALEOVANTENA

Nankatoavin’ny governemanta Espaniola tarihin’ny Praiminisitra Pedro Sachez ny famoahana ireo mpitaky ny fahaleovantenan’i Catalogne miisa 9,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2021
Any Ivelany.FRANCE METY HIOVA NY LOJIKAN’NY FIFIDIANANA 2022

Mampametra-panontaniana amin’ny mety ho kisarisarin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2022 ny fifidianam-paritra vao vita andro vitsy tany Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jona 2021
Any Ivelany.Tolotra « Tongava Speed » ao amin’ny Onemodo Mividy Gazety Vidy Varotra dia mahazo fihenam-bidy

Miezaka manome hatrany ireo tolotra manintona ny mpanjifa sy ny mpiantsena amin’ny alalan’ny tolotra an-gazety ny Gazety Vidy Varotra,

Hamaky ny tohiny
FTT