• Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Antananarivo renivohitra Tsy misy mpanjifa intsony ireo mpivaro-tena

Anisan’ny asa tranainy indrindra ary azo lazaina ho mamelona ankohonana maro ihany koa ny asa fivarotan-tena maneran-tany. Misedra olana anefa ity asa ity ankehitriny, indrindra fa eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Zom-pirenena Malagasy homena ny vahiny Holanian’ny Antenimiera noho ny tambiny goavana ?

Misoko miadana ny tolo-dalàna laharana 001/2021/PL izay mikasika ny zom-pirenena Malagasy na “Code de la nationalité”. Ny alatsinainy 24 oktobra sy talata 25 oktobra 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Morondava Nokapain’ny zanany tamin’ny famaky ilay ramatoa

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 40 taona no fantatra fa namoy ny ainy tany amin’ny distrikan’i Morondava rehefa nokapain’ny zanany tamin’ny famaky ny lohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Ankazobe Trano 600 tafo may, an’arivony ireo traboina

Olona an’arivony mpitrandraka vato beryl no fantatra fa tsy manana trano fonenana intsony ao Andranomavo Andranomiely, distrikan'Ankazobe, ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2022
Actualités.Herisetra mianjady amin’ny ankizy Nanaovan’ny BFP fanentanana manokana ny tao Mahajanga

Mpanabe vehivavy miisa 12 sy Ray aman-dRenin’ny mpianatra maromaro omaly no nanaovana fanentanana tao Mahajanga. Tao amin'ny "Centre d'activité préscolaire ISA"

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Actualités.Politika momba ny tontolo iainana Tsy misy vokatra, fiketrehana famatsiam-bola fotsiny…

Vonona amin’ny fangatahana amin’ny hanatanterahan’ireo firenen-dehibe tena mpandoto tontolo iainana i Madagasikara amin’ny COP 27 na fivoriam-be andiany faha-27 momba ny fiovaovan’ny toetr’andro hatao an’i Sharm

Hamaky ny tohiny
FTT