• Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Ramamonjisoa Florentin Pascal « Mety ho lafo Madagasikara raha omena zom-pirenena ny vahiny »

Nanao totoafo tato ho ato ny fanehoan-kevitra momba ilay lalana hodinihina eny anivon’ny Antenimieram-pirenena mikasika ny fanomezana zom-pirenena Malagasy ireo tera-tany vahiny eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.AKAMASOA Andralanitra 5 lahy nandroba « panneaux solaires »

Lehilahy miisa 5 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Poste Avancé Manantenasoa ao amin’ny Akany Akamasoa Père PEDRO ny Sabotsy 29 Oktobra teo rehefa nangalatra panneaux solaires tao amin’ny Akany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Actualités.Faritra Vakinankaratra Ilay taiza an-trano ihany no nanolana ilay zazavavy kely

Tena tsy misy azo hitokisana intsony ny olona amin’izao. Ankoatra ireo dadatoa, anadahy, dadabe….

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Actualités.Taratasim-panjakana Mampiahiahy ny fanomezana azy ny tsy miankina

Mitombo ny ahiahy politika mikasika ny fanamboarana kopian’ny sora-pahaterahana amin’ny alalan’ny didim-pitsarana (jugement supplétif d’acte de naissance) sy ny karapanondrom-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Actualités.Tsena 82 may tetsy Anosibe Misy mivoy ambadika politika

Nirehitra ny alin’ny alarobia 26 oktobra hifoha omaly alakamisy ny ampahan’ny tsena eny Anosibe. Tsena 82 mandrafitra ireo hangars F sy G no may,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Actualités.TONDRA-DRANO ENY ANKADINDRATOMBO Mety hisy fanjerana tranon-kisoa sy gabone

Nahitana tondra-drano sahady teny Ankadindratombo sy ny manodidina samy ao anatin’ny kaominina Alasora Avaradrano ny fiandohan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT