• Alatsinainy 07 Novambra 2022
Actualités.Fanampiana asy fitsaboana ny sembana Tena mbola vitsy ny “Orthoprothésiste” eto Madagasikara

Nankalazaina voalohany teto amintsika ny 5 novambra teo ny andro iraisampirenena ho an’ny “Orthoprothésiste”. Tsiahivina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.COP 27 any Charm-el-Cheikh - Egypta Ho resahana ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro

Tsy misy izay tsy miaina amin’ny fahavoazana ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro ny ankamaroan’ireo firenena maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.Fanadihadiana ny raharaha Ikongo Hodinihin’ny Antenimiera ny fananganana kaomisionina

Hodinihina ao amin’ny asam-baomiera eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny alatsinainy 07 novambra 2022 izao ny fangatahana fananganana kaomisionina mpanao fanadihadiana mikasika ny raharaha Ikongo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Actualités.Serasera sy asa fanaovan-gazety Raikitra ny "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information"

Miditra amin’ny andro faharoa anio zoma 04 novambra ilay hetsika "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information" tanterahina etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Tafika Malagasy Efa lasa fananana manokan’ny minisitra ny helikoptera ?

Loharanom-baovao mari-pototra no nampita fa nampiasain’ny Minisitry ny fiarovam-pirenena sady Minisitry ny raharaham-bahiny vonjimaika ny angidim-by an’ny tafika Malagasy ny talata 01 novambra 2022 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Actualités.Joseph Yoland “Famotehana an’I Nosy be ny fahitanay azy”

Ny nataonay dia tahirin-kevitra fototra na “document cadre”, hoy ny loholona teo aloha sady mpandraharaha, Joseph Yoland, mitondra ny lohateny hoe “Madagascar le changement”.

Hamaky ny tohiny
FTT