• Talata 17 Desambra 2024
Banky iraisam-pirenena. Nanamafy fa anisan’ny tena fadiranovana i Madagasikara

Ny faritra Afrika atsimon’i Sahara mitazona ny 2/3n’ny fahantrana mahery eran-tany. Firenena 9 amin’ny 9 no

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Desambra 2024
Delestazy mahery vaika. Miverina tanteraka, saronana amin’ny vato fototra !

Miverina tanteraka amin’ny heriny amin’izao fotoana izao ny fahatapahan-jiro miverimberina sy ny fahatapahana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Desambra 2024
Fisorohana ny gaboraraka. Mila ianarana , fehezina ary ampiharina ny « code de travail »

Tsy mora ny mikarakara olombelona satria samy manana ny toe-tsainy ny olona rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2024
Aferan-tsolika 2500 miliara Ariarin’ny Jirama. Miandry fanadihadiana parlemantera sy fanenjehana ara-pitsarana…

Tapa-bolana mahery kely eo izay ny nanaboridanan’ny Fitsarana momba ny kaonty na ny Cour des comptes

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2024
Fanorenana tsy ara-dalàna, tondra-drano,…. Tena manam-bahaolana ve ny IRMAR ?

Raha ny vokatra vonjimaika aloha izany hatreto dia ny kandidà voafidy tamin’ny anaran’ny firehana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2024
Jeneraly Ramakavelo. « Tokony hijoro ireo mpahay lalàna sy foloalindahy »

Tokony hijoro hiteny manoloana ny fandikan-dalàna misy ankehitriny ireo mpahay lalàna eto amin’ny firenena,

Hamaky ny tohiny
FTT