• Alarobia 28 Septambra 2022
Actualités.Tambin-karama handehanana misotro ronono Milaza ny Fanjakana fa voaloa tsy tapaka…

Namoaka fanambarana momba ny tambin-karama handehanana misotro ronono ny Minisiteran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola omaly 27 septambra 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2022
Actualités.Minisitra Andry Ramaroson « Afaka hanavotra an’i Madagasikara i Tsimiroro »

Vesatra goavana ho an’ny firenena Malagasy ny fanafarana solika avy any ivelany. Voatery miankina amin’izany avokoa mantsy ny fahafahana mampandeha ny raharaham-pirenena eto an-toerana toy ny fiakaran’ny vidin-tsolika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2022
Actualités.Ady amin’ny piraty Olona 28 no natolotra ny fitsarana

Mitohy ny fitetezam-paritra hataon'ny ekipan'ny BAP na ny Borigady miady amin’ny piraty mikasika ny ady amin'ny hosoka ara-javakanto eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2022
Actualités.Fanehoan-kevitra Raikitra ny fisamborana mpanao facebook

Niely ny vaovao omaly takariva, fa voatazona eny amin’ny Sampana momba ny heloka an’habaka na Cybercriminalité eny amin’ny Toby Ratsimandrava i Stan'ley Ramarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Fanodinana ny milin’ny Jirama Ho avy amin’izay ny fampiasana an’i Tsimiroro ?

Nampivarahontsana ny mpanara-baovao ny nandre ny filazan’ny teo anivon’ny Jirama vao tsy ela fa ananan’ny kaompanian-tsolika 800 miliara Ar ny Jiro sy Rano Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Actualités.Mpahaifandrindran-tsakafo Malagasy Nosolokiana teratany vahiny

Misy teratany vahiny misoloky na mety hisoloky ho mpiara-miasa amiko na manao zavatra amin'ny anarako mety mifanerasera aminareo, hoy ny mpahaifandrindran-tsakafo na “nutritionniste diplômé”,

Hamaky ny tohiny
FTT