- Zoma 30 Desambra 2022
Actualités.Talen’ny CROUA Nahazo sazy miantona 2 taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar
Tsy niandry ela fa omaly alakamisy 29 desambra ihany dia niakatra tetsy amin’ny Fitsarana Anosy ilay raharaha
Hamaky ny tohinyTsy niandry ela fa omaly alakamisy 29 desambra ihany dia niakatra tetsy amin’ny Fitsarana Anosy ilay raharaha
Hamaky ny tohinyNosokajian’ny gazetiboky malaza Forbes ho isan’ireo toerana mahaliana sy tsy azo hihodivirana mendrika hotsidihina indrindra ho an’ny taona 2023 I Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTany voalaza fa an’ny fokonolona sy ny kaominina mirefy 8 hektara ao amin’ny Fokontany Isahafa Kaominina Anosy Avaratra amin’izao fotoana izao no voalaza fa misy miditra sy mandrefy, ka mijoro manohitra izany izy ireo.
Hamaky ny tohinyEfa misy mivarotra eny amin’ny toeram-pivarotana enta-madinika koa amin’izao ny rongony. Ramatoa iray mpivarotra
Hamaky ny tohinyMikaikaika avokoa ireo tranombarotra mivarotra zava-maneno eto an-drenivohitra.Nihena be mihitsy mantsy ireo mpanjifa izany raha oharina tamin’ny taon-dasa raha araka ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohinyRaha nampitaraina ny maro fatratra ny ankamaroan’ny andro fety tamin’ity taona 2022 ity noho izy nitontona faran’ny
Hamaky ny tohiny