• Alarobia 03 Jolay 2024
Boriborintany I_Vola avy amin’ny CIAD. Sekoly sy paositry ny polisy maromaro nahazo fitaovana informatika

Omaly 02 jolay no natolotra ny sampan-draharaha mpisitraka ireo fitaovana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2024
VAKANSY LEHIBE. Kivy amin’ny haratsian-dalana ny mpanao vakansy

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny fialan-tsasatra lehibe isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2024
CSB II AMBATOFITORAHANA. Tovovavy kely 16 taona teraka kamban-telo

Tovovavy kely tokony ho 16 taona monina ao amin'ny Fokontanin’Antanandava no teraka zaza kambana 3

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2024
FITSARANA MIARAMILA. Hanomboka ny 06 Jolay ny eto an-drenivohitra

Hanomboka ny Sabotsy 06 Jolay ho avy izao ny Fitsarana miaramila manerana ny tanin’ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2024
Raharaha Hiram-pirenena. Taratr'ilay kitoatoam-pitantanana misy eto

Niala tsiny noho ny tsy fahatomombanana re tamin'ny hiram-pirenena teny amin'ny kianja Barea

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2024
Actualités.Tombontsoan’ireo filoha teo aloha «Tsara iverenana dinihina ny lalàna»

aandefa taratasy any amin’ny praiminisitra ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
FTT