• Alakamisy 12 Desambra 2024
Mahantra ny firenena sy ny toetsain’ny mponina. Vita ny propagandy, maloto ny tanàna!

Mahantra ny firenena sy ny toetsain’ny mponina ao aminy, raha fintinina izany ny toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Andron’ny fifidianana. Teren’ny fitadiavana ireo mponina

Na dia natao ho andro tsy iasàna fa andraisan-karama aza ny andro omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
Trafikana volamena. 13,865 kg tratra teny Ivato

Volamena lingots miisa telobe izao, milanja 13 kilao sy 865 grama, no tratra teny amin’ny Serabam-piaramanidina Ivato omaly Alarobia 11 Desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2024
ANDRO RATSY CHIDO. Ahiana hivadika ho rivo-doza mahery vaika anio

Ahiana hivadika ho rivo-doza mahery vaika ilay andro ratsy Chido. Tany amin’ny 940 Km atsinanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
Ny olan’ny JIRAMA tsy mivaha. Jiro manjelanjelatra no andrendrehana saim-bahoaka

Ny olan’ny JIRAMA tsy mivaha. Trosa mitentina 1400 miliara Ariary izany ve moa ho voavaha intsony,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Desambra 2024
LEHILAHY 49 TAONA MPANOLANA HAVANA. Nanamparany ny habibiany im-balo misesy ny zanak’anabaviny

Zazavavy kely vao 11 taona monja monina any Ambatolaona Mantasoa no fantatra na naolan’ny anadahin-dReniny efa 49 taona im-balo misesy.

Hamaky ny tohiny
FTT