• Alarobia 19 Febroary 2025
Karama sy tombotsoa be an’ny Minisitra. Nikorapaka sy nandiso ny resaka niely ny governemanta

Mikarama 9 000 000ar isam-bolana ireo minisitra ! Ankoatran'ny tambi-karama samihafa (Indemnité forfaitaire de fonction; Indemnité de représentation ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2025
Andro iraisampirenena ho an’ny tenindreny. Hanao fankalazàna amin’ny fomban’ny siantsa ny ITAZOMA

Feno 25 taona ny nanokanan’ny UNESCO ny 21 febroary ho andro iraisampirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2025
Orana nisesy. Rano miakatra, tamboho nirodana…

Omaly hariva, tokony tany amin’ny 6 ora sasany tany ho any, no nisy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2025
Morondava. Voatery miato ireo sekoly dibo-drano

Eo an-toerana ny tompon'andraikitra ara-pahasalamana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2025
Rano miakatra eto Antananarivo sy manodidina.

Niverina ny fampitandremana ny amin’ny loza mitatao na fampitandremana miloko mena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2025
Fanerena mpivavaka hiray ara-nofo. Mpitarika toeram-pivavahana iray ifampitadiavana

Mpitarika toeram-pivavahana iray tao Manerinerina, Faritra Boeny no fantatra

Hamaky ny tohiny
FTT