- Talata 10 Febroary 2015
Actualités.KAOMININA AMBALAKIDA Tsy manana rano fisotro madio ny mponina
Ny renirano iray mandeha ao amin’ny kaominina Ambalakida sisa no rano fisotro izay voalazan’ireo mponina fa tsy azo antoka. Misedra olana tanteraka izy ireo noho ny tsy fananana rano fisotro madio.
Hamaky ny tohiny