• Alarobia 07 Mey 2025
MANOMBOKA MANGATSIAKA NY ANDRO. Tafakatra 200.000 Ar mahery bodofotsy eny an-tsena

Manomboka miditra tsikelikely mankany amin’ny vanim-potoanan’ny hatsiaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Famoahana voafonja. Misy tsy fahefan’ny filohan’ny repoblika

Nisy ireo nilaza ho nihetsi-po ny alin’ny alahady teo, raha niantso ny filoham-pirenena malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Tsy fampidirana ny vady amin’ny afera manokana. Nahoana no nopotehina ary ny vadin’i Paul Rafanoharana ?

Nahazoan’ny Filoha ankehitriny tehaka tamin’ny olom-pirenena sasany ny nilazany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Minisiteran’ny Fitsarana. Nekena ny fanohanana nataon’ny vadin’i Kolonely Patrick

Mikasika ny raharaha hifanolanan’ny « Ministère public » sy Rakotomamonjy Simon Patrick sy ny namany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Fiovaovan’ny vidin-tsolika. Niakatra indray ny eto, mitotongana ny iraisam-pirenena

190 Ariary isaky ny litatra ho an’ny supercarburant na ny lasantsy, 200 Ariary ho an’ny gazoala,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2025
Raharaha Kolonely Patrick Rakotomamonjy. Mitaky fanadihadiana mahaleotena ny Transparency international

Takiana ny fanadihadiana mahaleotena ary firaisana tsikombakomba ny fahanginana

Hamaky ny tohiny
FTT