• Alakamisy 05 Jona 2025
PETRA-BOLAN'NY FANJAKANA AO AMIN'NY STAR. Nitombo 35% tao anatin'ny herin-taona

Mitondra tombony 18 miliara Ariary ho an’ny fanjakana Malagasy ny fananany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2025
Varotra sy indostria. Notokanana ny fotodrafitrasa vaovaon’ny CCIA Antaninarenina

Tontosa omaly tetsy amin’ny CCIA Antaninarenina na ny Tranoben’ny varotra sy indostria

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2025
NANANA OLANA ARA-PIANAKAVIANA. Lehilahy 32 taona hita faty nihantona

Lehilahy iray 32 taona, manam-bady ary niteraka 4 no hita faty nihantona tamin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2025
Fitanisana olana sisa ny an’ny JIRAMA. «Ririnina izao, miakatra 5% isan-taona ny filàna, simba ny fitaovana,… »

Niakatra ny fanjifana tao anatin’ny 2 taona, miakatra 5% isan-taona ny filàna herinaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2025
IDE niakatra kely ho 602 tapitrisa dolara. Mbola tsy hitan’ny vazan’ain’ny toekarena…

Nisy fiakarany ny fampiasam-bola mivantana avy avy any ivelany (IDE) tamin’ny taona 2024,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2025
FAHA-65 TAONAN’NY FAHALEOVANTENA. Hanao fety be ny kaominina Ivato

Fety goavanambe no hotanterahina ao anatin'ny kaominina Ivato, distrikan'Ambohidratrimo

Hamaky ny tohiny
FTT