Politique

Viriosy «mivadibadika»


  • Talata 01 Febroary 2011


Hay tsy tongatonga ho azy ry Jean ny nandehananareo teny Mahamasina tamin’ny alahady. Ianareo ity ka tena mampiady baolina mihitsy fa ny olona fotsiny no sahiraninareo eto. Teny am-boalohany, noheverina fa mpitsara afovoany mitantana sy manao izay hampirindra ny lalao, hay rehefa hitanareo fa mitady ho resy ny andaniny dia iny indray ianareo fa mirotsaka ho mpilalao koa.

Dia tsy tahotra tsy henatra fa nampiditra fanamiana fa hoe efa ela nivezivezena teny ambony kianja ka aleo handray anjara koa, hany ka savoritaka no hiafarany. Gaga izahay ry Jean satria dia niova akanjo tampoka teo ianareo ary lasa mpilalao nefa mpitsara afovoany no nanirahana anareo teo an-kianja. Sa efa nandairan’ny viriosy amin’ity mivadibadika ity koa ianareo ?

Marco

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT