Politique

Sazolahy Tsianiha Takian’i Toliara ny hamoahana an’i Mamy Rakotoarivelo


  • Alatsinainy 21 Martsa 2011


Mbola nanamba indray i Sazolahy Tsianiha (Tokobe Telo) ny sabotsy teo raha niverina nikabary tao amin’ny Magro Behoririka fa “mitaky ny famoahana an’i Mamy Rakotoarivelo i Toliara”. Nambarany ihany koa fa hisy Ben’ny tanàna avy any Toliara hiakatra eto Antananarivo hamondron-kery amin’ireo Ben’ny tanàna eto Antananarivo, hitaky ny famoahana an’i Mamy Rakotoarivelo.

Fampitam-baovao no nahafantarana avy amin’ny filazan’i Désiré Rakotondramanana, sekretera jeneralin’ny antoko FRDL tarihin’i Tonton Ambroise, fa mihetsika koa ity farany any Frantsa any mampahafantatra ireo Parlemantera eoropeanina ny zava-misy mahakasika ny fitazonana tsy an-drariny an’i Mamy Rakotoarivelo. Niditra nivantana an-telefaonina tao amin’ny Magro moa i Tonton Ambroise tamin’io sabotsy io.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT