Politique

Ranaivoson Jean Désiré Tsy mbola ho kandidà amin’ny 2018


  • Zoma 12 Mey 2017

Efa nitaky ny hamoahana mangarahara ny datin’ireo fifidianana hatao amin’ny taona 2018 ny antoko Marina ary efa nanome tolo-kevitra ny amin’ny hanatanterahana ny fifidianana.

 

 Nambaran’Atoa Ranaivoson Jean Désiré mpandrindra nasionalin’ny antoko indray fa hatreto dia tsy manana anaran’olona ho kandidàny ry zareo. Ny « Conseil National » mbola hampiantsoan’ny biraon’ny antoko tsy ho ela no hamaritra izany. Azo ambara hatreto fa tsy ho anisan’ireo kandidà hifaninana ny mpandrindra nasionalin’ny antoko Marina.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

Hijery ny tohiny
FTT