Politique

Parlemantera FAT Mitaky tambim-pivoriana 1 tapitrisa ariary ?


  • Zoma 13 Mey 2011


 Misy fikaonan-doha mikasika ny fandotoana ny ranomasina amin’ny solika, iarahan’ny ministeran’ny rano sy ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny ala manatanteraka ao Toamasina, nanomboka omaly ary hitohy anio. Misy mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita sy Kongresin’ny tetezamita tonga niatrika izany tany an-toerana. Araka ny loharanom-baovao dia miisa 17 ry zareo. Mbola io loharanom-baovao io no mitatitra, fa misy tamin’izy ireo no mahasahy mitaky tambim-pivoriana 1 tapitrisa ariary isan’olona. Raha izay tokoa no izy dia vola ihany izany no mahamaika azy ireto, fa tsy izay tombontsoam-pirenena izany !

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT