Politique

Magro Behoririka Miomana amin’ny Rodobe hatao ny 12 mey


  • Talata 10 Mey 2011


 Nisongadina tao amin’ny Magro Behoririka omaly ny amin’ny fanomanana ny dia rodobe hanaterana taratasy eny amin’ny Masoivoho Amerikanina ny alakamisy 12 mey izao. Malagasy tia an’i Madagasikara no ho eny Andranomena. Raha nitsena an’i Dada isika dia an-tapitrisany no tonga ka hanao Rodobe hivoahana amin’ny krizy ve ho latsaka izany, hoy i Jeanson. Araka ny fanazavan’i Camille Mektoub dia hisy olona avy any amin’ny Faritra ho avy amin’io fotoana io. Tapitra teo ny fotoana ho an’ny fampanantenana poakaty, fa anjaran’ny vahoaka izao no maneho ny safidiny, hoy teny miverimberina.


Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT