Politique

Magro Behoririka Hanana ny 7 febroariny koa


  • Alatsinainy 07 Febroary 2011

Ambetin-dresaka tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo ny raharaha 7 febroary. «Sahirana ny mpomba

Nambara tamin’izany aza fa mbola haseho ao Behoririka indray ny raki-tsarin’ny marina tamin’ny raharaha 7 febroary 2009 araka ny fanambarana nataon’i Liva KMFB «satria misy ny mikononkonona ny hamoaka sary hafa vita rafitsary hafakely ao amin’ny TVM». Nohamafisin-dRaveloson Constant ny mbola hampisehoana ny marina ao amin’ny Magro Behoririka anio alatsinainy. Nisy zanak’i Toliara voatifitra teny amin’ny Paositra Antaninarenina tamin’ny 7 febroary 2009, hoy i Manoela, ka avy any Ambohitsorohitra ve ny bala tonga aty Antaninarenina ?

Mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny indray dia nanamafy Rakotondramanana Désiré, sekretera jeneralin’ny antoko FRDL, fa ny azy ireo dia ny lalàna ihany no tokony hampiharina : tsy mila mpanongam-panjakana mitondra eto. I Ignace kosa no nanamarika fa ny firotsahan-dRavalomanana Marc hofidina mihitsy no atahorana dia avadibadiky ny FAT eo ny resaka satria ny fiverenany tsy azo sakanana intsony.

Manohy

 

SARY : Hetsika tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy 5 febroary 2011

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT