Politique

Fanambaran’ny «Villa Elisabeth» Vonona amin’ny fotoana ilana azy Ambilobe


  • Alatsinainy 07 Martsa 2011


Taorian’ny fivoriana nataon’izy ireo omaly alahady 06 martsa tao amin’ny «Villa Betsiaka Hely» Ambilobe, dia nanao fanambarana iraisana ny Ankolafy telo, ny fikambanan’ny Ben’ny tanàna any Ambilobe, ny Zafistes, ny Zanaka Mahavavy Miray (ZAMAMI) ary ny olon-tsotra ao Ambilobe milaza fa dia «manohana tsy misy fepetra ny fanambarana nataon’ny Profesora Zafy Albert, nitondra teny ny Ankolafy Telo, ny alarobia 02 martsa teo, tao amin’ny «Villa Elisabeth», ary mankahery amin’ny fanoherana hatramin’ny farany ny sarisam-panjakana ataon’ny FAT». Tao anatin’izay fanambarana iraisana izay koa no nanamafisan’izy ireo fa «maneho fahavononana hampitambatra ny hery amin’ity tolona iraisana ity Ambilobe amin’ny fotoana ilana azy».

 
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT