Politique

Camille Mektoub “Milalao afo i Andry Rajoelina”


  • Alakamisy 27 Janoary 2011


“Milalao afo i Andry Rajoelina”, hoy i Camille Mektoub avy amin’ny “Cadre Sud-Est”. “Efa fambara hafahafa ny filazan’ny avy any Atsimo Atsinanana fa hihetsika raha tsy avoaka tsy misy hatakandro ireo gadra politika sy manamboninahitra any am-pigadrana rehetra tsy misy fanavahana fa ny manontolo”, hoy izy. Tsy mivazivazy fa tena manana ny filozofiany azy manokana ny teraky ny avy any Atsimo Atsinanana. “Ho anay any : aleo ny ray no vonoina toa izay ny zanany. Izahay dia mahita fa misy zavatra tsy mandeha eto amin’ity firenena ity”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT