Politique

Betina Bruno Avelao samy hilatsaka hofidiana !


  • Zoma 06 Mey 2011

Miteraka adihevitra eo amin’ny tontolo politika Malagasy ny fahafahan’i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana milatsaka na tsia amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo.

 Raha ny fahafahan’Atoa Marc Ravalomanana milatsaka no hampisy fitoniana sy handaminana ny krizy, tsy hitako ny olana, hoy i Betina Bruno, mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita. Aleo izy hotsarain’ny vahoaka amin’ny latsabato. Koa raha tsy lany izy dia mihatra aminy ny didim-pitsarana efa nivoaka mahakasika azy, fa tsy hadika fanafoanan-tsazy ny fahafahany milatsaka hofidiana. Araka ny fanazavan’i Betina Bruno dia tsy tokony hanjaka eto Madagasikara ny kolontsaina tsy matimanota.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT