Actualités

Faritra Boeny : Voatendry hitantana ny « Batterie d’Artillerie » any amin’ny RM4 ny Lieutenant Rabemilanto Stephan.


  • Zoma 16 Aprily 2010


Omaly no notanterahina tany Mahajanga ny famindram-pahefana teo amin’ny Capitaine Razainjafy Marcel, komandin’ny “ Batterie d’Artillerie “ ao amin’ny RM4 any Mahajanga izay handeha hisotro ronono sy ny Lieutenant Rabemilanto Stephan, izay voatendry hitantana indray ity vondrona ity.Avy amin’ny andiany indray mihira faha-32 tao amin’ny Acmil Antsirabe ity komandy vaovaon’ny “ Batterie d”Adtillerie” any Mahajanga ity. Efa niasa tao amin’ny R3A eto Antananarivo izy mialoha izao fanendrena azy izao.

Nandritra ny lanonana moa, ny Lehiben’ny Faritra Boeny dia nanamafy hatrany ny fahavononan’ny faritra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny RM4.
Ny Chef de corps-n’ny R3A kosa, ny Kolonely Raharimanitra Paul Benjamin dia nanambara fa manantena vokatra avy amin’ity manamboninahitra tanora ity, na dia tsy ampy aza ny fitaovana sy ny olona. Tsara ny manamarika fa vao 25 taona ity manamboninahitra vao notendrena ity.
                                                                                                                Nangonin-dRabe
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

  • Politika ao Nosy Be Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manamafy ny fitakiana PDS ny ARMA

  • ValĂ©ry Ramonjavelo
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Voatsipaka ny fangatahana

  • LEHILAHY
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

NISY FOFON-TOAKA

  • Nomen’ny ONU
  • Alarobia 23 Septambra 2026

ny hajany i Madagasikara

  • JENERALY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

RAVALOMANANA RICHARD

Hijery ny tohiny
FTT